diff --git a/08/03.txt b/08/03.txt index fbd5d77..8bd95de 100644 --- a/08/03.txt +++ b/08/03.txt @@ -1 +1 @@ -Nisy anjely hafa tonga, nitàna kopy volamena fondorôna ditin-kakazo magnitra, nitsangana tambonin'ny alitara. Ditin-kakazo amgnitra maro no namena an'azy mba hagnomezany an'izany mban'ny vavakan'ny mpino marobe eo ambonin'ny alitara volamena fandorôna ditin-kazo magnitra alohan'ny sezam-boninahitra eo. Ny setrokan'ny ditin-kakazo magnitra, mban'ny vavakan'ny mpino, de niakatra te alohan'Andriamanitra avy amin'ny tana \ No newline at end of file +Nisy anjely hafa tonga, nitàna kopy volamena fondorôna ditin-kakazo magnitra, nitsangana tambonin'ny alitara. Ditin-kakazo amgnitra maro no namena an'azy mba hagnomezany an'izany mban'ny vavakan'ny mpino marobe eo ambonin'ny alitara volamena fandorôna ditin-kazo magnitra alohan'ny sezam-boninahitra eo. Ny setrokan'ny ditin-kakazo magnitra, mban'ny vavakan'ny mpino, de niakatra te alohan'Andriamanitra avy amin'ny tagnan'ny anjely. Nangala kopy fandorôna ditin-kakazomagnitra ny anejly sady namena an'izany tamin'ny afo aveo amin'ny alitara. Aveo natsipiny tamin'ny tany izany, sady nisy kotro-baratra, kotroka, tselatra, \ No newline at end of file