auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-10 19:39:21 +03:00 committed by root
parent f9f40afe73
commit a63de18532
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Jaona nandea agny amin'iregny fiangonana fito tagny Asia: Ho aminareo ane ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'ny niany, sy taloha, ary ho avy, sady avy amin'iregny fanahy fito zay eo alohan'ny seza fipetrahany, ary avy amin'i Jesôsy Kristy, zay vavolombelona marina, lahimatoa amin'ny maty, sady leiben'ny mpanjakan'ny tany. Ho an'i tia antsena sady nagnafaka antsena tamin'iregny fahotantsena tamin'ny ràny. deIzy
Jaona nandea agny amin'iregny fiangonana fito tagny Asia: Ho aminareo ane ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'ny niany, sy taloha, ary ho avy, sady avy amin'iregny fanahy fito zay eo alohan'ny seza fipetrahany, ary avy amin'i Jesôsy Kristy, zay vavolombelona marina, lahimatoa amin'ny maty, sady leiben'ny mpanjakan'ny tany. Ho an'i tia antsena sady nagnafaka antsena tamin'iregny fahotantsena tamin'ny ràny. Izy de nagnano antsena ho fanjakana, mpisorona ho an'Andriamanitrany