auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-10 18:39:26 +03:00 committed by root
parent c522282b2b
commit f9f40afe73
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Jaona nandea agny amin'iregny fiangonana fito tagny Asia: Ho aminareo ane ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'ny niany, sy taloha, ary ho avy, sady avy amin'iregny fanahy fito zay eo alohan'ny seza fipetrahany, ary avy amin'i Jesôsy Kristy, zay vavolombelona marina, lahimatoa amin'ny maty, sady leiben'ny mpanjakan'ny tany. Ho an'i tia antsena sady nagnafaka antsena tamin'iregny fahotantsena tamin'ny ràny
Jaona nandea agny amin'iregny fiangonana fito tagny Asia: Ho aminareo ane ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'ny niany, sy taloha, ary ho avy, sady avy amin'iregny fanahy fito zay eo alohan'ny seza fipetrahany, ary avy amin'i Jesôsy Kristy, zay vavolombelona marina, lahimatoa amin'ny maty, sady leiben'ny mpanjakan'ny tany. Ho an'i tia antsena sady nagnafaka antsena tamin'iregny fahotantsena tamin'ny ràny. deIzy