auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-19 11:52:15 +03:00 committed by root
parent 701f8d7590
commit 97ffe88ad0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aveo ny loholona efatra amby roapolo zay nipetraka tamin'ny seza fiandrianan'iary zareo tankatrehan'Andriamanitra de nampiakohotra ny tegnan'iary zareo. Nakalaza an'Andriamanitra iary zareo. Nizaka iary zareo: "Magnome fisaorana Anao zahay, ry Tompo AndriamanitraTsitoha, ny amin'izao de taloha, satria nangala ny herinao lebe anao de nanomboka nanjaka. (Fagnamarihana: Ny sanagny amin'ny dika teny taloha de mivaky hoe: Ny mpanjaka ny marobe, ny amin'izao amban'ny taloha,
Aveo ny loholona efatra amby roapolo zay nipetraka tamin'ny seza fiandrianan'iary zareo tankatrehan'Andriamanitra de nampiakohotra ny tegnan'iary zareo. Nakalaza an'Andriamanitra iary zareo. Nizaka iary zareo: "Magnome fisaorana Anao zahay, ry Tompo AndriamanitraTsitoha, ny amin'izao de taloha, satria nangala ny herinao lebe anao de nanomboka nanjaka. (Fagnamarihana: Ny sanagny amin'ny dika teny taloha de mivaky hoe: Ny mpanjaka ny marobe, ny amin'izao amban'ny taloha, de ny ho avy, fa nidika