auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-19 11:52:15 +03:00 committed by root
parent 973f3b5b2e
commit 701f8d7590
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aveo ny loholona efatra amby roapolo zay nipetraka tamin'ny seza fiandrianan'iary zareo tankatrehan'Andriamanitra de nampiakohotra ny tegnan'iary zareo. Nakalaza an'Andriamanitra iary zareo. Nizaka iary zareo: "Magnome fisaorana Anao zahay, ry Tompo AndriamanitraTsitoha, ny amin'izao de taloha, satria nangala ny herinao lebe anao de nanomboka nanjaka. (Fagnamarihana: Ny sanagny amin'ny dika teny
Aveo ny loholona efatra amby roapolo zay nipetraka tamin'ny seza fiandrianan'iary zareo tankatrehan'Andriamanitra de nampiakohotra ny tegnan'iary zareo. Nakalaza an'Andriamanitra iary zareo. Nizaka iary zareo: "Magnome fisaorana Anao zahay, ry Tompo AndriamanitraTsitoha, ny amin'izao de taloha, satria nangala ny herinao lebe anao de nanomboka nanjaka. (Fagnamarihana: Ny sanagny amin'ny dika teny taloha de mivaky hoe: Ny mpanjaka ny marobe, ny amin'izao amban'ny taloha,