auto save
This commit is contained in:
parent
54795758ec
commit
94add23f77
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 9 \v 10 \v 11 Ndreka namoha ny tombo-kase fahadimy ny Zanak'Ondry, de hitako tambany alitara ny fagnahin'iregny zay nivonina nony tenin'Andriamanitra sy ny fijorona vavolombelona zay notànan'iary zareo. Nihoaika tamin'ny feo mafy iary zareo hoe: " mba ovena ry mpandidy raha marobe, masina sy marina, no hitsaranao iregny zay miaigna eto an'tany, sy hamalenao faty ny rànay? de namena akanjo lava ny tsiraidraika avy tamin'iary zaro, de nozakaina iary zareo fa tokony hiandry bitabitaka mbara-pahazoana ny isa fenon'iary zareo mpiara-mivavaka sy ralahy de ny anavikaviny zegny tokony hovonoina iary zareo,
|
||||
\v 9 \v 10 \v 11 Ndreka namoha ny tombo-kase fahadimy ny Zanak'Ondry, de hitako tambany alitara ny fagnahin'iregny zay nivonina nony tenin'Andriamanitra sy ny fijorona vavolombelona zay notànan'iary zareo. Nihoaika tamin'ny feo mafy iary zareo hoe: " mba ovena ry mpandidy raha marobe, masina sy marina, no hitsaranao iregny zay miaigna eto an'tany, sy hamalenao faty ny rànay? de namena akanjo lava ny tsiraidraika avy tamin'iary zaro, de nozakaina iary zareo fa tokony hiandry bitabitaka mbara-pahazoana ny isa fenon'iary zareo mpiara-mivavaka sy ralahy de ny anavikavin'iary za zegny tokony hovonoina iary zareo,
|
Loading…
Reference in New Issue