auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-09 09:50:02 +03:00 committed by root
parent df8927192d
commit 54795758ec
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Ndreka namoha ny tombo-kase fahadimy ny Zanak'Ondry, de hitako tambany alitara ny fagnahin'iregny zay nivonina nony tenin'Andriamanitra sy ny fijorona vavolombelona zay notànan'iary zareo. Nihoaika tamin'ny feo mafy iary zareo hoe: " mba ovena ry mpandidy raha marobe, masina sy marina, no hitsaranao iregny zay miaigna eto an'tany, sy hamalenao faty ny rànay? de namena akanjo lava ny tsiraidraika avy tamin'iary zaro, de nozakaina iary zareo fa tokony hiandry bitabitaka mbara-pahazoana ny isa fenon'iary zareo mpiara-mivavaka sy ralahy de ny anavikaviny zegny tokony hovonoin'iary zareo
\v 9 \v 10 \v 11 Ndreka namoha ny tombo-kase fahadimy ny Zanak'Ondry, de hitako tambany alitara ny fagnahin'iregny zay nivonina nony tenin'Andriamanitra sy ny fijorona vavolombelona zay notànan'iary zareo. Nihoaika tamin'ny feo mafy iary zareo hoe: " mba ovena ry mpandidy raha marobe, masina sy marina, no hitsaranao iregny zay miaigna eto an'tany, sy hamalenao faty ny rànay? de namena akanjo lava ny tsiraidraika avy tamin'iary zaro, de nozakaina iary zareo fa tokony hiandry bitabitaka mbara-pahazoana ny isa fenon'iary zareo mpiara-mivavaka sy ralahy de ny anavikaviny zegny tokony hovonoina iary zareo,