auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-26 11:36:20 +03:00 committed by root
parent 6fa1528ad9
commit 90a3ab74c9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Sady nahita seza fiandrianana maro zaho. Nipetraka tamboniny reo zay namena fahefana mitsara. Hitako ny fanahin'ireo zay notapahin-doha noho ny fijorôna vavolombelona momba an'i Jesôsy sady nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nandondogna tamin'ny bibi-dia amban'ny sariny mako iary zareo, sady nandà ny handray ny marikan'ny bibi-dia tamin'ny andrignany na tamin'ny tagnany. Nanjary velogna ndreka iary zareo, ka nanjaka niaraka tamin'i Kristy mandritran'ny arivo taona.
Sady nahita seza fiandrianana maro zaho. Nipetraka tamboniny reo zay namena fahefana mitsara. Hitako ny fanahin'ireo zay notapahin-doha noho ny fijorôna vavolombelona momba an'i Jesôsy sady nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nandondogna tamin'ny bibi-dia amban'ny sariny mako iary zareo, sady nandà ny handray ny marikan'ny bibi-dia tamin'ny andrignany na tamin'ny tagnany. De velogna ndreka iary zareo, ka nanjaka niaraka tamin'i Kristy mandritran'ny arivo taona.