From 90a3ab74c9360029eb12c86aa9ae35650641e6d6 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Thu, 26 Dec 2019 11:36:20 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 20/04.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/20/04.txt b/20/04.txt index 1b4064e..e61fae7 100644 --- a/20/04.txt +++ b/20/04.txt @@ -1 +1 @@ -Sady nahita seza fiandrianana maro zaho. Nipetraka tamboniny reo zay namena fahefana mitsara. Hitako ny fanahin'ireo zay notapahin-doha noho ny fijorôna vavolombelona momba an'i Jesôsy sady nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nandondogna tamin'ny bibi-dia amban'ny sariny mako iary zareo, sady nandà ny handray ny marikan'ny bibi-dia tamin'ny andrignany na tamin'ny tagnany. Nanjary velogna ndreka iary zareo, ka nanjaka niaraka tamin'i Kristy mandritran'ny arivo taona. \ No newline at end of file +Sady nahita seza fiandrianana maro zaho. Nipetraka tamboniny reo zay namena fahefana mitsara. Hitako ny fanahin'ireo zay notapahin-doha noho ny fijorôna vavolombelona momba an'i Jesôsy sady nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nandondogna tamin'ny bibi-dia amban'ny sariny mako iary zareo, sady nandà ny handray ny marikan'ny bibi-dia tamin'ny andrignany na tamin'ny tagnany. De velogna ndreka iary zareo, ka nanjaka niaraka tamin'i Kristy mandritran'ny arivo taona. \ No newline at end of file