auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-12 09:05:18 -05:00 committed by root
parent 4394729e8f
commit 8a05de5392
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho izany, de tadidio tsara zegny niresinareo sy zegny regninareo. Ekeo aby , de mivaloza. Fa ndreka tsy mifoha anareo, de ho tonga tampoka kara mpangalatra Aho, sady tsy fantanareo ny lera hahatongavako aminareo. Fa misy agnaran'olona vitsivitsy agny Sardisy zay tsy nandoto ny
Noho izany, de tadidio tsara zegny niresinareo sy zegny regninareo. Ekeo aby , de mivaloza. Fa ndreka tsy mifoha anareo, de ho tonga tampoka kara mpangalatra Aho, sady tsy fantanareo ny lera hahatongavako aminareo. Fa misy agnaran'olona vitsivitsy agny Sardisy zay tsy nandoto ny lambany.