1 line
288 B
Plaintext
1 line
288 B
Plaintext
Noho izany, de tadidio tsara zegny niresinareo sy zegny regninareo. Ekeo aby , de mivaloza. Fa ndreka tsy mifoha anareo, de ho tonga tampoka kara mpangalatra Aho, sady tsy fantanareo ny lera hahatongavako aminareo. Fa misy agnaran'olona vitsivitsy agny Sardisy zay tsy nandoto ny lambany. |