auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-09 09:04:21 +03:00 committed by root
parent d5f9876412
commit 82bad27168
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Ndreka namoha ny tombo-kase fahadimy ny Zanak'Ondry, de hitako tambany alitara ny fagnahin'iregny zay nivonina nony tenin'Andriamanitra sy ny fijorona vavolombelona zay notànan'iary zareo.\v 10 Nihoaika tamin'ny feo mafy iary zareo hoe: " mba ovena ry tompon'ny raha marobe, masina sy marina, no hitsaranao iregny zay miaigna eto an'tany, sy mba hamalenao faty ny rànay?\v 11 De namena akanjo lava ny tsiraidraika avy tamin'iary zaro, de nozakaina iary zareo fa tokony handigny bitabitaka mbara-pahazoana ny isa fenon'iary zareo mpiara-mivavaka sy ralahy de ny anakavin'iary zareo zegny tokony hovonoina iary zareo, hôtra ny namonoana an'zareo.
\v 9 Ndreka namoha ny tombo-kase fahadimy ny Zanak'Ondry, de hitako tambany alitara ny fagnahin'iregny zay nivonina nony tenin'Andriamanitra sy ny fijorona vavolombelona zay notànan'iary zareo.\v 10 Nihoaika tamin'ny feo mafy iary zareo hoe: " mba ovena ry tompon'ny raha marobe, masina sy marina, no hitsaranao iregny zay miaigna eto an'tany, sady hamalenao ho faty ny rànay?\v 11 De namena akanjo lava ny tsiraidraika avy tamin'iary zaro, de nozakaina iary zareo fa tokony handigny bitabitaka mbara-pahazoana ny isa fenon'iary zareo mpiara-mivavaka sy ralahy de ny anakavin'iary zareo zegny tokony hovonoina iary zareo, hôtra ny namonoana an'zareo.