From 82bad2716816cae821851daca98aad6c4a6606b5 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sat, 9 Nov 2019 09:04:21 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 06/09.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/06/09.txt b/06/09.txt index 1a2d52a..62e1861 100644 --- a/06/09.txt +++ b/06/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 Ndreka namoha ny tombo-kase fahadimy ny Zanak'Ondry, de hitako tambany alitara ny fagnahin'iregny zay nivonina nony tenin'Andriamanitra sy ny fijorona vavolombelona zay notànan'iary zareo.\v 10 Nihoaika tamin'ny feo mafy iary zareo hoe: " mba ovena ry tompon'ny raha marobe, masina sy marina, no hitsaranao iregny zay miaigna eto an'tany, sy mba hamalenao faty ny rànay?\v 11 De namena akanjo lava ny tsiraidraika avy tamin'iary zaro, de nozakaina iary zareo fa tokony handigny bitabitaka mbara-pahazoana ny isa fenon'iary zareo mpiara-mivavaka sy ralahy de ny anakavin'iary zareo zegny tokony hovonoina iary zareo, hôtra ny namonoana an'zareo. \ No newline at end of file +\v 9 Ndreka namoha ny tombo-kase fahadimy ny Zanak'Ondry, de hitako tambany alitara ny fagnahin'iregny zay nivonina nony tenin'Andriamanitra sy ny fijorona vavolombelona zay notànan'iary zareo.\v 10 Nihoaika tamin'ny feo mafy iary zareo hoe: " mba ovena ry tompon'ny raha marobe, masina sy marina, no hitsaranao iregny zay miaigna eto an'tany, sady hamalenao ho faty ny rànay?\v 11 De namena akanjo lava ny tsiraidraika avy tamin'iary zaro, de nozakaina iary zareo fa tokony handigny bitabitaka mbara-pahazoana ny isa fenon'iary zareo mpiara-mivavaka sy ralahy de ny anakavin'iary zareo zegny tokony hovonoina iary zareo, hôtra ny namonoana an'zareo. \ No newline at end of file