auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-08 08:33:02 -05:00 committed by root
parent 5aae496452
commit 80e88aca3f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ilay anjely nizaka taminaha hoe: "Soraty izao: Sambatra ireo izay nasaina tamin'ny fety fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Nizaka taminaha ko izy hoe: " Io de zakan'Andriamanitra marina." Niankohoka tamin'ny tongotrany teomba hanompo Anazy aho, de nizaka izy taminaha: " Aza magnano an'izao! Izaho de mpiara-manompo aminao mban'ny rahalahinao
Ilay anjely nizaka taminaha hoe: "Soraty izao: Sambatra ireo izay nasaina tamin'ny fety fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Nizaka taminaha ko izy hoe: " Io de zakan'Andriamanitra marina." Niankohoka tamin'ny tongotrany teomba hanompo Anazy aho, de nizaka izy taminaha: " Aza magnano an'izao! Izaho de mpiara-manompo aminao mban'ny rahalahinao zay mitana ny fijorôna vavolombelona momba ani Jesôsy. Manompoa an'Andriamanitra, fa ny fijorôna vavolombelona momba an'i Jesoa de ny fagnahin'ny faminaniana