diff --git a/19/09.txt b/19/09.txt index d988bf0..4c9575a 100644 --- a/19/09.txt +++ b/19/09.txt @@ -1 +1 @@ -Ilay anjely nizaka taminaha hoe: "Soraty izao: Sambatra ireo izay nasaina tamin'ny fety fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Nizaka taminaha ko izy hoe: " Io de zakan'Andriamanitra marina." Niankohoka tamin'ny tongotrany teomba hanompo Anazy aho, de nizaka izy taminaha: " Aza magnano an'izao! Izaho de mpiara-manompo aminao mban'ny rahalahinao \ No newline at end of file +Ilay anjely nizaka taminaha hoe: "Soraty izao: Sambatra ireo izay nasaina tamin'ny fety fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Nizaka taminaha ko izy hoe: " Io de zakan'Andriamanitra marina." Niankohoka tamin'ny tongotrany teomba hanompo Anazy aho, de nizaka izy taminaha: " Aza magnano an'izao! Izaho de mpiara-manompo aminao mban'ny rahalahinao zay mitana ny fijorôna vavolombelona momba ani Jesôsy. Manompoa an'Andriamanitra, fa ny fijorôna vavolombelona momba an'i Jesoa de ny fagnahin'ny faminaniana \ No newline at end of file