auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-26 12:26:42 +03:00 committed by root
parent c1f6b32581
commit 727d2c83b0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Sady nahita seza fiandrianana maro zaho. Nipetraka tamboniny reo zay namena fahefana mitsara. Hitako ny fanahin'ireo zay notahin-doha noho ny fijorôna vavolombelona momba an'i Jesôsy sady nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nandondogna tamin'ny bibidia ambban'ny sariny iary zareo, sa iary zaro de nandà
Sady nahita seza fiandrianana maro zaho. Nipetraka tamboniny reo zay namena fahefana mitsara. Hitako ny fanahin'ireo zay notahin-doha noho ny fijorôna vavolombelona momba an'i Jesôsy sady nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nandondogna tamin'ny bibidia ambban'ny sariny iary zareo, sady iary zaro de nandà ny