1 line
309 B
Plaintext
1 line
309 B
Plaintext
Sady nahita seza fiandrianana maro zaho. Nipetraka tamboniny reo zay namena fahefana mitsara. Hitako ny fanahin'ireo zay notahin-doha noho ny fijorôna vavolombelona momba an'i Jesôsy sady nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nandondogna tamin'ny bibidia ambban'ny sariny iary zareo, sady iary zaro de nandà ny |