auto save
This commit is contained in:
parent
40fd7a5ba7
commit
6e67352dfc
|
@ -1 +1 @@
|
|||
I raha managn'aigna voalohany de kara ny liona, I raha managn'aigna faharoy kara ny zanak'omby, i raha managn'aigna fahatelo de managna endrika olona, ary i raha managn'aigna fahaefatra kara ny voro-mahery miborigna. Iregny raha managn'aigna efatra de samy managna elatra enina aby, feno maso ny ambony sy ny ambany. Andro sy alina izy iregny de tsy mijanogna mizaka hoe: "Mas
|
||||
I raha managn'aigna voalohany de kara ny liona, I raha managn'aigna faharoy kara ny zanak'omby, i raha managn'aigna fahatelo de managna endrika olona, ary i raha managn'aigna fahaefatra kara ny voro-mahery miborigna. Iregny raha managn'aigna efatra de samy managna elatra enina aby, feno maso ny ambony sy ny ambany. Andro sy alina izy iregny de tsy mijanogna mizaka hoe: "Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitra Tsitoha zay nisy, sy misy, ary mbola ho avy."
|
Loading…
Reference in New Issue