diff --git a/04/07.txt b/04/07.txt index b8fdbe5..15393e6 100644 --- a/04/07.txt +++ b/04/07.txt @@ -1 +1 @@ -I raha managn'aigna voalohany de kara ny liona, I raha managn'aigna faharoy kara ny zanak'omby, i raha managn'aigna fahatelo de managna endrika olona, ary i raha managn'aigna fahaefatra kara ny voro-mahery miborigna. Iregny raha managn'aigna efatra de samy managna elatra enina aby, feno maso ny ambony sy ny ambany. Andro sy alina izy iregny de tsy mijanogna mizaka hoe: "Mas \ No newline at end of file +I raha managn'aigna voalohany de kara ny liona, I raha managn'aigna faharoy kara ny zanak'omby, i raha managn'aigna fahatelo de managna endrika olona, ary i raha managn'aigna fahaefatra kara ny voro-mahery miborigna. Iregny raha managn'aigna efatra de samy managna elatra enina aby, feno maso ny ambony sy ny ambany. Andro sy alina izy iregny de tsy mijanogna mizaka hoe: "Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitra Tsitoha zay nisy, sy misy, ary mbola ho avy." \ No newline at end of file