auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-14 14:03:58 +03:00 committed by root
parent 4cd4104372
commit 6287c8d4d9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nihira hira vaovao talohan'ny seza fiandrianana sy talohan'iregny raha managn'aigna efatra sy iregny loholona iary zareo. Tsy nisy niza niza afaka nianatra ny hira afa-tsy iregny 144.000 zay nifidianina teto an-tany my. Iregny de olona zay tsy nandoto ny tegnan'iary zareo tamin'ny viavy, fa nitana ny tegnany madio ara-nofo iary zareo. Zany de zay nagnaraka ny Zanak'ondry na aiza na aiza andehanany. Izy iregny de nifidianina avy tamin'ny olombelona kara ny voaloham-bokatra ho an'Andramanitra sy ho an'ny Zanak'ondry. Tsy nisy afetsena hita tamin'ny molotr'iary zareo, tsy manan-tsigny iary zareo. [Fagnamarihana: "Ny dikan-teny
Nihira hira vaovao talohan'ny seza fiandrianana sy talohan'iregny raha managn'aigna efatra sy iregny loholona iary zareo. Tsy nisy niza niza afaka nianatra ny hira afa-tsy iregny 144.000 zay nifidianina teto an-tany my. Iregny de olona zay tsy nandoto ny tegnan'iary zareo tamin'ny viavy, fa nitana ny tegnany madio ara-nofo iary zareo. Zany de zay nagnaraka ny Zanak'ondry na aiza na aiza andehanany. Izy iregny de nifidianina avy tamin'ny olombelona kara ny voaloham-bokatra ho an'Andramanitra sy ho an'ny Zanak'ondry. Tsy nisy afetsena hita tamin'ny molotr'iary zareo, tsy manan-tsigny iary zareo. [Fagnamarihana: "Ny dikan-teny sanagny magnampy hoe: " ta