auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-14 16:13:23 +03:00 committed by root
parent d13f202408
commit 4cd4104372
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nihira hira vaovao talohan'ny seza fiandrianana sy talohan'iregny raha managn'aigna efatra sy iregny loholona iary zareo. Tsy nisy niza niza afaka nianatra ny hira afa-tsy iregny 144.000 zay nifidianina teto an-tany my. Iregny de olona zay tsy nandoto ny tegnan'iary zareo tamin'ny viavy, fa nitana ny tegnany madio ara-nofo iary zareo. Zany de zay nagnaraka ny Zanak'ondry na aiza na aiza andehanany. Izy iregny de nifidianina avy tamin'ny olombelona kara ny voaloham-bokatra ho an'Andramanitra sy ho an'ny Zanak'ondry. Tsy nisy afetsena hita tamin'ny molotr'iary zareo
Nihira hira vaovao talohan'ny seza fiandrianana sy talohan'iregny raha managn'aigna efatra sy iregny loholona iary zareo. Tsy nisy niza niza afaka nianatra ny hira afa-tsy iregny 144.000 zay nifidianina teto an-tany my. Iregny de olona zay tsy nandoto ny tegnan'iary zareo tamin'ny viavy, fa nitana ny tegnany madio ara-nofo iary zareo. Zany de zay nagnaraka ny Zanak'ondry na aiza na aiza andehanany. Izy iregny de nifidianina avy tamin'ny olombelona kara ny voaloham-bokatra ho an'Andramanitra sy ho an'ny Zanak'ondry. Tsy nisy afetsena hita tamin'ny molotr'iary zareo, tsy manan-tsigny iary zareo. [Fagnamarihana: "Ny dikan-teny