auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-19 11:52:15 +03:00 committed by root
parent 97ffe88ad0
commit 4b530a39d6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aveo ny loholona efatra amby roapolo zay nipetraka tamin'ny seza fiandrianan'iary zareo tankatrehan'Andriamanitra de nampiakohotra ny tegnan'iary zareo. Nakalaza an'Andriamanitra iary zareo. Nizaka iary zareo: "Magnome fisaorana Anao zahay, ry Tompo AndriamanitraTsitoha, ny amin'izao de taloha, satria nangala ny herinao lebe anao de nanomboka nanjaka. (Fagnamarihana: Ny sanagny amin'ny dika teny taloha de mivaky hoe: Ny mpanjaka ny marobe, ny amin'izao amban'ny taloha, de ny ho avy, fa nidika
Aveo ny loholona efatra amby roapolo zay nipetraka tamin'ny seza fiandrianan'iary zareo tankatrehan'Andriamanitra de nampiakohotra ny tegnan'iary zareo. Nakalaza an'Andriamanitra iary zareo. Nizaka iary zareo: "Magnome fisaorana Anao zahay, ry Tompo AndriamanitraTsitoha, ny amin'izao de taloha, satria nangala ny herinao lebe anao de nanomboka nanjaka. (Fagnamarihana: Ny sanagny amin'ny dikan-teny taloha de mivaky hoe: Ny mpanjaka ny marobe, ny amin'izao amban'ny taloha, de ny ho avy, fa nidikan-teny amin'ny fotôzao