auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-31 09:47:57 -05:00 committed by root
parent a96482f713
commit 3e553b2c2b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'io raha io de hitako fa nivoha ny tempoly tan-danitra managna Nivôka avy tamin'ny toerana masina be ny anjely fito mitana ny loza fito. Sady magnatao akanjo madio, lamba mamirapiratra sady misy fehin-kibo volamena magnodidigna ny tratran'iary zareo.
Tafaran'io raha io de hitako fa nivoha ny tempoly tan-danitra managna ny fijoroana vavolombelogna. Nivôka avy tamin'ny toerana masina be ny anjely fito mitana ny loza fito. Sady magnatao akanjo madio, lamba mamirapiratra sady misy fehin-kibo volamena magnodidigna ny tratran'iary zareo.