diff --git a/15/05.txt b/15/05.txt index e697fdb..b02ce17 100644 --- a/15/05.txt +++ b/15/05.txt @@ -1 +1 @@ -Tafaran'io raha io de hitako fa nivoha ny tempoly tan-danitra managna Nivôka avy tamin'ny toerana masina be ny anjely fito mitana ny loza fito. Sady magnatao akanjo madio, lamba mamirapiratra sady misy fehin-kibo volamena magnodidigna ny tratran'iary zareo. \ No newline at end of file +Tafaran'io raha io de hitako fa nivoha ny tempoly tan-danitra managna ny fijoroana vavolombelogna. Nivôka avy tamin'ny toerana masina be ny anjely fito mitana ny loza fito. Sady magnatao akanjo madio, lamba mamirapiratra sady misy fehin-kibo volamena magnodidigna ny tratran'iary zareo. \ No newline at end of file