auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-10 12:13:01 -05:00 committed by root
parent ba2d269301
commit 3b391cdda4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 De nahita bibi-dia aho niakatra avy tamin'ny ranomasina. Nanagna tandroka folo sy loha fito. Ka tamin'ny tandrokany de nisy diadema folo, sady nisy agnarana fizakana ratsy aby. \v 2 Ny bibi-dia itako de kara amboadia. Ny tongony de kara tongotra bera, de ny vavany kara vavana liogna.De nomen'ny dragona anazy ny heriny, sy ny seza fiandrianany, mban'ny fahefana lebe hanapaka.
\v 1 De nahita bibi-dia aho niakatra avy tamin'ny ranomasina. Nanagna tandroka folo sy loha fito. Ka tamin'ny tandrokany de nisy diadema folo, sady nisy agnarana fizakana ratsy aby. \v 2 Ny bibi-dia itako de kara amboadia. Ny tongony de kara tongotra bera, de ny vavany kara vavana liogna. De nomen'ny dragona anazy ny heriny, sy ny seza fiandrianany, mban'ny fahefana lebe hanapaka.