diff --git a/13/01.txt b/13/01.txt index d251851..66fe281 100644 --- a/13/01.txt +++ b/13/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 De nahita bibi-dia aho niakatra avy tamin'ny ranomasina. Nanagna tandroka folo sy loha fito. Ka tamin'ny tandrokany de nisy diadema folo, sady nisy agnarana fizakana ratsy aby. \v 2 Ny bibi-dia itako de kara amboadia. Ny tongony de kara tongotra bera, de ny vavany kara vavana liogna.De nomen'ny dragona anazy ny heriny, sy ny seza fiandrianany, mban'ny fahefana lebe hanapaka. \ No newline at end of file +\v 1 De nahita bibi-dia aho niakatra avy tamin'ny ranomasina. Nanagna tandroka folo sy loha fito. Ka tamin'ny tandrokany de nisy diadema folo, sady nisy agnarana fizakana ratsy aby. \v 2 Ny bibi-dia itako de kara amboadia. Ny tongony de kara tongotra bera, de ny vavany kara vavana liogna. De nomen'ny dragona anazy ny heriny, sy ny seza fiandrianany, mban'ny fahefana lebe hanapaka. \ No newline at end of file