auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-13 14:57:57 -05:00 committed by root
parent 5617f07e61
commit 39c68b0721
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De soraty ho an'ny mpinon'ny fiangonana agny Laodika hoe : "Karan'izao gny raha nizakain'i Amena, lay vavolombelona matoky sady marina, lay mpanapaka ny zava-boarin'Andriamanitra. Fantako raha namboarinareo, fa anareo de tsy mangatseka sady tsy mafana. Iriko de mba ho mangatseka na mafana
De soraty ho an'ny mpinon'ny fiangonana agny Laodika hoe : "Karan'izao gny raha nizakain'i Amena, lay vavolombelona matoky sady marina, lay mpanapaka ny zava-boarin'Andriamanitra. Fantako raha namboarinareo, fa anareo de tsy mangatseka sady tsy mafana. Iriko de mba ho mangatseka na mafana anareo!