-x-antambahoaka_rev_text_reg/03/14.txt

1 line
298 B
Plaintext

De soraty ho an'ny mpinon'ny fiangonana agny Laodika hoe : "Karan'izao gny raha nizakain'i Amena, lay vavolombelona matoky sady marina, lay mpanapaka ny zava-boarin'Andriamanitra. Fantako raha namboarinareo, fa anareo de tsy mangatseka sady tsy mafana. Iriko de mba ho mangatseka na mafana anareo!