auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-10 21:18:51 +03:00 committed by root
parent 39e21e4e8e
commit 35e64a97a5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Ny lohany sy ny randrany de fotsy kara ny volona ondry, fotsy ôtrany rano mandry, sady ny masony kara ny lelan'afo. Ny tongotrany magnaragnaragna ôtrany varahigna, mitovy amin'ny varahigna vôdio tamin'ny lafôro, ka ny feony kara feona rano be mikoriagna. De nanagna kintana fito tegny an-tàgnany ankavana Izy, ka sabatra roy lela maragnitra nivoaka tamin'ny vavany. Ny tarehiny de nazava ôtrany masoandro ndreka mirehitra.
\v 14 Ny lohany sy ny randrany de fotsy kara ny volona ondry, fotsy ôtrany rano mandry, sady ny masony kara ny lelan'afo.\v 15 Ny tongotrany magnaragnaragna ôtrany varahigna, mitovy amin'ny varahigna vôdio tamin'ny lafôro, ka ny feony kara feona rano be mikororka. \v 16 De nanagna kintana fito tegny an-tàgnany ankavana Izy, ka sabatra roy lela maragnitra nivoaka tamin'ny vavany. Ny tarehiny de nazava ôtrany masoandro ndreka mirehitra.