From 35e64a97a58cfb951d814367e064b92b7a0a79d2 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sun, 10 Nov 2019 21:18:51 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 01/14.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/14.txt b/01/14.txt index 08e393b..281effd 100644 --- a/01/14.txt +++ b/01/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 \v 16 Ny lohany sy ny randrany de fotsy kara ny volona ondry, fotsy ôtrany rano mandry, sady ny masony kara ny lelan'afo. Ny tongotrany magnaragnaragna ôtrany varahigna, mitovy amin'ny varahigna vôdio tamin'ny lafôro, ka ny feony kara feona rano be mikoriagna. De nanagna kintana fito tegny an-tàgnany ankavana Izy, ka sabatra roy lela maragnitra nivoaka tamin'ny vavany. Ny tarehiny de nazava ôtrany masoandro ndreka mirehitra. \ No newline at end of file +\v 14 Ny lohany sy ny randrany de fotsy kara ny volona ondry, fotsy ôtrany rano mandry, sady ny masony kara ny lelan'afo.\v 15 Ny tongotrany magnaragnaragna ôtrany varahigna, mitovy amin'ny varahigna vôdio tamin'ny lafôro, ka ny feony kara feona rano be mikororka. \v 16 De nanagna kintana fito tegny an-tàgnany ankavana Izy, ka sabatra roy lela maragnitra nivoaka tamin'ny vavany. Ny tarehiny de nazava ôtrany masoandro ndreka mirehitra. \ No newline at end of file