@ -0,0 +1 @@
Nampagneno ny trompetrany ny anjely fahaenina, de naregny feo nivôka tamin'ny tandroky ny alitara volamena zay efa nisy teo agnatrehan'Andriamanitra aho. Sady nizaka tamin'ny anjely fahaenina ny feo magnano hoe: Avotsory ny anjely efatra izay mifatotra