auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-08 09:15:30 -05:00 committed by root
parent 00e42cc5dc
commit 2399fc4b1e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De nahita ny lanitra nidagnadagnaaho nijery nisy sôvaly fotsy. Ny mpideba an'izany de nantsovana hoe: matoky sady marina. Amin'ny fahamarinana no hitsarany mban'ny hiadiany. Ny masony de kara lelan'afo afo, de amin'ny lohany eo misy satro-boninahitra maro. Managna agnarana vaosoratra aminazy eo zay tsisy mafantatra afa- tsy izy my izy io.
De nahita ny lanitra nidagnadagnaaho nijery nisy sôvaly fotsy. Ny mpideba an'izany de nantsovana hoe: matoky sady marina. Amin'ny fahamarinana no hitsarany mban'ny hiadiany. Ny masony de kara lelan'afo afo, de amin'ny lohany eo misy satro-boninahitra maro. Managna agnarana vaosoratra aminazy eo zay tsisy mafantatra afa- tsy izy my izy io. Magnatao akanjo lava zay najoboka