-x-antambahoaka_rev_text_reg/19/11.txt

1 line
375 B
Plaintext

De nahita ny lanitra nidagnadagnaaho nijery nisy sôvaly fotsy. Ny mpideba an'izany de nantsovana hoe: matoky sady marina. Amin'ny fahamarinana no hitsarany mban'ny hiadiany. Ny masony de kara lelan'afo afo, de amin'ny lohany eo misy satro-boninahitra maro. Managna agnarana vaosoratra aminazy eo zay tsisy mafantatra afa- tsy izy my izy io. Magnatao akanjo lava zay najoboka