auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-14 17:48:23 +03:00 committed by root
parent 2abe39777f
commit 1e2dece431
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nisy anjely hafa nivôka avy tam-piangonana tagny an-danitra; nanagna antsy maragnitra my koa izy. Mbola nisyanjely hafa koa nivôka ny alitara fagnorôna ditin-kazo magnitra, zay nanagna fahena amin'ny afo. Nagnatso tamin'ny feo mafy be an'ny iregny zay nanagna antsy maragnitra izy hoe: "Raiso ny antsinao maragnitra ary aotroy iregny sampahom-boaloboka avy amin'ny voaloboky ny tany, fa
Nisy anjely hafa nivôka avy tam-piangonana tagny an-danitra; nanagna antsy maragnitra my koa izy. Mbola nisyanjely hafa koa nivôka ny alitara fagnorôna ditin-kazo magnitra, zay nanagna fahena amin'ny afo. Nagnatso tamin'ny feo mafy be an'ny iregny zay nanagna antsy maragnitra izy hoe: "Raiso ny antsinao maragnitra ary aotroy iregny sampahom-boaloboka avy amin'ny voaloboky ny tany, fa iregny voaloboka