-x-antambahoaka_rev_text_reg/14/17.txt

1 line
406 B
Plaintext

Nisy anjely hafa nivôka avy tam-piangonana tagny an-danitra; nanagna antsy maragnitra my koa izy. Mbola nisyanjely hafa koa nivôka ny alitara fagnorôna ditin-kazo magnitra, zay nanagna fahena amin'ny afo. Nagnatso tamin'ny feo mafy be an'ny iregny zay nanagna antsy maragnitra izy hoe: "Raiso ny antsinao maragnitra ary aotroy iregny sampahom-boaloboka avy amin'ny voaloboky ny tany, fa iregny voaloboka