auto save
This commit is contained in:
parent
5de2a7c976
commit
1a86b8fc39
|
@ -1 +1 @@
|
|||
De nihirain'iary zareo ny hiran'i Mosesy, lay mpanompon'Andriamanitra, sy ny hiran'ny Zanak'ondry hoe:" Ngezabe sady mampitolagaga ny asanao, Tompo Andriamanitra, lay Ambony indrindra. Marina sady mahitsy ny lalagnanao, ry Mpanjakan'ny firenena. I zovy tsy hatahotra Anao, ry Tompo, ka tsy hagnome voninahitra ny agnaranao? Fa Anao raika my no masina. Ny firenena marobe de ho tonga hivavaka aminao satria ny asanao marina de efa nampafantarina."
|
||||
De nihirain'iary zareo ny hiran'i Mosesy, lay mpanompon'Andriamanitra, sy ny hiran'ny Zanak'ondry hoe:" Ngezabe sady mampitolagaga ny asanao, Tompo Andriamanitra, lay Ambony indrindra. Marina sady mahitsy ny lalagnanao, ry Mpanjakan'ny firenena. I zovy tsy hatahotra Anao, ry Tompo, ka tsy hagnome voninahitra ny agnaranao? Fa Anao raika my no masina. Ny firenena marobe de ho tonga hivavaka aminao satria ny asanao marina de efa nampafa."
|
Loading…
Reference in New Issue