From 1a86b8fc3995e32350349a25e0fe60d4ea40a27c Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Tue, 31 Dec 2019 09:47:57 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 15/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/15/03.txt b/15/03.txt index efc3edc..b99ad4b 100644 --- a/15/03.txt +++ b/15/03.txt @@ -1 +1 @@ -De nihirain'iary zareo ny hiran'i Mosesy, lay mpanompon'Andriamanitra, sy ny hiran'ny Zanak'ondry hoe:" Ngezabe sady mampitolagaga ny asanao, Tompo Andriamanitra, lay Ambony indrindra. Marina sady mahitsy ny lalagnanao, ry Mpanjakan'ny firenena. I zovy tsy hatahotra Anao, ry Tompo, ka tsy hagnome voninahitra ny agnaranao? Fa Anao raika my no masina. Ny firenena marobe de ho tonga hivavaka aminao satria ny asanao marina de efa nampafantarina." \ No newline at end of file +De nihirain'iary zareo ny hiran'i Mosesy, lay mpanompon'Andriamanitra, sy ny hiran'ny Zanak'ondry hoe:" Ngezabe sady mampitolagaga ny asanao, Tompo Andriamanitra, lay Ambony indrindra. Marina sady mahitsy ny lalagnanao, ry Mpanjakan'ny firenena. I zovy tsy hatahotra Anao, ry Tompo, ka tsy hagnome voninahitra ny agnaranao? Fa Anao raika my no masina. Ny firenena marobe de ho tonga hivavaka aminao satria ny asanao marina de efa nampafa." \ No newline at end of file