auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-07 09:25:09 -05:00 committed by root
parent 9c91d743f2
commit 0adbd7a892
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Sambatra zegny manasa ny akanjoniary zareo. Mba hahazo alalagna mihinagna avy amin'ny hazon'ny fiaignana sady hif «Ny antontan-taratasy hafa taloha de mivaky hoe : « Sambatra zegny magnano ny didiny. ») Fa ambelagny ny amboa, ny mpagnano ody, ny mpijangajanga, ny mpamono olona, ny mpanompo sampy, mbanny zegny tia mametsy sady mpametsy.
Sambatra zegny manasa ny akanjoniary zareo. Mba hahazo alalagna mihinagna avy amin'ny hazon'ny fiaignana sady hiditra amin'ny tanàna de aveo amin'ny vavahady; (Fagnamarihana: Na tokony: "Sambatra zegny manasa ny akanjon'iary zareo. «Ny antontan-taratasy hafa taloha de mivaky hoe : « Sambatra zegny magnano ny didiny. ») Fa ambelagny ny amboa, ny mpagnano ody, ny mpijangajanga, ny mpamono olona, ny mpanompo sampy, mbanny zegny tia mametsy sady mpametsy.

1
22/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Izaho, Jesôsy, de nandefa ny anjeliko mba hagnambara aminareo ny raha ho anny fengonana. Izaho fototrany sady taranakanny Davida, ny kintagna mamirampiratra mandraigna. » Ny Fagnahy mbanny ampekarina magno hoe : « Avia ! » Zegny maregny tokony hizaka hoe : « Avia ! » Ndre iza ndre iza mangetaheta, tokony hagnatonga , sady ndre iza ndre iza magniry anizany, tokony hahazo maimaimpôgna ny ranonny fiaignana. Izaho magnambara aminny zegny maregny ny zakanny faminaniana aminny boky ity : « Na misy magnampy anio, Andriamanitra hagnampy loza ho anazy zay voasoratra aminny boky ity. Na misy mangala ny faminaniana vôzaka aminny boky ity, Andriamanitra de hangala ny anjarany aminny kakazonny fiaignany mbanny tanàna masina zay voasoratra agnatinny boky ity. » (Fagnamarihana : Ny antontan-taratasy taloha de mivaky hoe : « Andriamanitra hangala ny anjarany aminny Bokinny Fiaignana de aminny tanàna masina zay voaosoratra aminny boky ity. ») Nizaka ny raika magnambara ny raha io : « Eny! Efa akeky ny feveko. » Amena! Tongava, ry Tompo Jesôsy! Ho aminny olona maro ane ny fahasoavanny Tompo Jesôsy. Amena.