From 0adbd7a892f97d910b627ead171532dfdbb33b63 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Thu, 7 Nov 2019 09:25:09 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 22/14.txt | 2 +- 22/16.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 22/16.txt diff --git a/22/14.txt b/22/14.txt index 9e7c83b..daaa3ac 100644 --- a/22/14.txt +++ b/22/14.txt @@ -1 +1 @@ -Sambatra zegny manasa ny akanjon’iary zareo. Mba hahazo alalagna mihinagna avy amin'ny hazon'ny fiaignana sady hif «Ny antontan-taratasy hafa taloha de mivaky hoe : « Sambatra zegny magnano ny didiny. ») Fa ambelagny ny amboa, ny mpagnano ody, ny mpijangajanga, ny mpamono olona, ny mpanompo sampy, mban’ny zegny tia mametsy sady mpametsy. \ No newline at end of file +Sambatra zegny manasa ny akanjon’iary zareo. Mba hahazo alalagna mihinagna avy amin'ny hazon'ny fiaignana sady hiditra amin'ny tanàna de aveo amin'ny vavahady; (Fagnamarihana: Na tokony: "Sambatra zegny manasa ny akanjon'iary zareo. «Ny antontan-taratasy hafa taloha de mivaky hoe : « Sambatra zegny magnano ny didiny. ») Fa ambelagny ny amboa, ny mpagnano ody, ny mpijangajanga, ny mpamono olona, ny mpanompo sampy, mban’ny zegny tia mametsy sady mpametsy. \ No newline at end of file diff --git a/22/16.txt b/22/16.txt new file mode 100644 index 0000000..3e45d05 --- /dev/null +++ b/22/16.txt @@ -0,0 +1 @@ +Izaho, Jesôsy, de nandefa ny anjeliko mba hagnambara aminareo ny raha ho an’ny fengonana. Izaho fototrany sady taranakan’ny Davida, ny kintagna mamirampiratra mandraigna. » Ny Fagnahy mban’ny ampekarina magno hoe : « Avia ! » Zegny maregny tokony hizaka hoe : « Avia ! » Ndre iza ndre iza mangetaheta, tokony hagnatonga , sady ndre iza ndre iza magniry an’izany, tokony hahazo maimaimpôgna ny ranon’ny fiaignana. Izaho magnambara amin’ny zegny maregny ny zakan’ny faminaniana amin’ny boky ity : « Na misy magnampy an’io, Andriamanitra hagnampy loza ho an’azy zay voasoratra amin’ny boky ity. Na misy mangala ny faminaniana vôzaka amin’ny boky ity, Andriamanitra de hangala ny anjarany amin’ny kakazon’ny fiaignany mban’ny tanàna masina zay voasoratra agnatin’ny boky ity. » (Fagnamarihana : Ny antontan-taratasy taloha de mivaky hoe : « Andriamanitra hangala ny anjarany amin’ny Bokin’ny Fiaignana de amin’ny tanàna masina zay voaosoratra amin’ny boky ity. ») Nizaka ny raika magnambara ny raha io : « Eny! Efa akeky ny feveko. » Amena! Tongava, ry Tompo Jesôsy! Ho amin’ny olona maro ane ny fahasoavan’ny Tompo Jesôsy. Amena. \ No newline at end of file