auto save
This commit is contained in:
parent
f7db0ca8d5
commit
0a4ce6b89a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ndreka namoha ny tombo-kase fahenina ny Zanak'Ondry, de nijery zaho ka nisy horohoron-tany lebe. Lasa mintina hôtrany ny lamba fisônana ny masoandro, ka ny volana feno manana de hôtrany rà. Ny kitana tegny amin'ny lanitra de latsaka tamin'ny tany, hôtra ny aviavy mandraraka ny voany manta ndreka tsofiny rivotra mafy. Ny lanitra de nanjavona hôtra ny horognan-taratsy zay naorongorogna. Ny vohitra sy ny nosy marobe de
|
||||
Ndreka namoha ny tombo-kase fahenina ny Zanak'Ondry, de nijery zaho ka nisy horohoron-tany lebe. Lasa mintina hôtrany ny lamba fisônana ny masoandro, ka ny volana feno manana de hôtrany rà. Ny kitana tegny amin'ny lanitra de latsaka tamin'ny tany, hôtra ny aviavy mandraraka ny voany manta ndreka tsofiny rivotra mafy. Ny lanitra de nanjavona hôtra ny horognan-taratsy zay naorongorogna. Ny vohitra sy ny nosy marobe de nalaina tamin'ny toerany.
|
Loading…
Reference in New Issue