From 0a4ce6b89a6e03cf0937a1eea107efd83052fc6d Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sat, 9 Nov 2019 09:04:20 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 06/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/06/12.txt b/06/12.txt index bfce152..a9499dc 100644 --- a/06/12.txt +++ b/06/12.txt @@ -1 +1 @@ -Ndreka namoha ny tombo-kase fahenina ny Zanak'Ondry, de nijery zaho ka nisy horohoron-tany lebe. Lasa mintina hôtrany ny lamba fisônana ny masoandro, ka ny volana feno manana de hôtrany rà. Ny kitana tegny amin'ny lanitra de latsaka tamin'ny tany, hôtra ny aviavy mandraraka ny voany manta ndreka tsofiny rivotra mafy. Ny lanitra de nanjavona hôtra ny horognan-taratsy zay naorongorogna. Ny vohitra sy ny nosy marobe de \ No newline at end of file +Ndreka namoha ny tombo-kase fahenina ny Zanak'Ondry, de nijery zaho ka nisy horohoron-tany lebe. Lasa mintina hôtrany ny lamba fisônana ny masoandro, ka ny volana feno manana de hôtrany rà. Ny kitana tegny amin'ny lanitra de latsaka tamin'ny tany, hôtra ny aviavy mandraraka ny voany manta ndreka tsofiny rivotra mafy. Ny lanitra de nanjavona hôtra ny horognan-taratsy zay naorongorogna. Ny vohitra sy ny nosy marobe de nalaina tamin'ny toerany. \ No newline at end of file