auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-14 14:53:24 +03:00 committed by root
parent 6e67352dfc
commit 0668def1de
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
I raha managn'aigna voalohany de kara ny liona, I raha managn'aigna faharoy kara ny zanak'omby, i raha managn'aigna fahatelo de managna endrika olona, ary i raha managn'aigna fahaefatra kara ny voro-mahery miborigna. Iregny raha managn'aigna efatra de samy managna elatra enina aby, feno maso ny ambony sy ny ambany. Andro sy alina izy iregny de tsy mijanogna mizaka hoe: "Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitra Tsitoha zay nisy, sy misy, ary mbola ho avy."
\v 7 I raha managn'aigna voalohany de kara ny liona, I raha managn'aigna faharoy kara ny zanak'omby, i raha managn'aigna fahatelo de managna endrika olona, ary i raha managn'aigna fahaefatra kara ny voro-mahery miborigna.\v 8 Iregny raha managn'aigna efatra de samy managna elatra enina aby, feno maso ny ambony sy ny ambany. Andro aman alina izy iregny de tsy mijanogna mizaka hoe: "Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitra Tsitoha zay nisy, sy misy, ary mbola ho avy."