auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-10 15:31:49 -05:00 committed by root
parent 2a3f13474a
commit 01bd01664f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De navela hiady tamin'ny mpino izy ka handresy anazy ny bibi-dia.Sady nomena anazy koa ny fahefana manerana ny foko, ny olona, ny fiteny, mban'ny firenena marobe. Hiankohoka aminazy aby ny olona marobe zegny mipetraka ambonin'ny tany, de zegny tsy voasoratra agnarana tamin'ny Bokin'ny Fiainan'ny Zanak'ondry zay efa nivonina nandritra ny famoronana iazao tontolo izao.
\v 7 \v 8 De navela hiady tamin'ny mpino izy ka handresy anazy ny bibi-dia.Sady nomena anazy koa ny fahefana manerana ny foko, ny olona, ny fiteny, mban'ny firenena marobe. Hiankohoka aminazy aby ny olona marobe zegny mipetraka ambonin'ny tany, de zegny tsy voasoratra agnarana tamin'ny Bokin'ny Fiainana zay an'ny Zanak'ondry zay efa nivonina nandritra ny famoronana iazao tontolo izao.