-x-antambahoaka_rev_text_reg/13/07.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 7 \v 8 De navela hiady tamin'ny mpino izy ka handresy anazy ny bibi-dia.Sady nomena anazy koa ny fahefana manerana ny foko, ny olona, ny fiteny, mban'ny firenena marobe. Hiankohoka aminazy aby ny olona marobe zegny mipetraka ambonin'ny tany, de zegny tsy voasoratra agnarana tamin'ny Bokin'ny Fiainana zay an'ny Zanak'ondry zay efa nivonina nandritra ny famoronana iazao tontolo izao.