-x-antambahoaka_rev_text_reg/22/10.txt

1 line
366 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 14:25:09 +00:00
\v 10 De nizaka izy taminaha : "Aza asena tombo-kase ny zakanny faminaniana aminny boky ity. Fa efa akeky ny fotoana. \v 11 Zegny magnano ny tsy marina, avelay izy hanohy ny tsy fahamarinana. Zegny maloto fiaigna, avelay izy hanohy ny fiagnanany maloto. Zegny marina, avelay izy hanohy ny fagnamboarana marina. Zegny masina, avelay izy hanohy ny fahamasinana."