\v 10 De nizaka izy taminaha : "Aza asena tombo-kase ny zakan’ny faminaniana amin’ny boky ity. Fa efa akeky ny fotoana. \v 11 Zegny magnano ny tsy marina, avelay izy hanohy ny tsy fahamarinana. Zegny maloto fiaigna, avelay izy hanohy ny fiagnanany maloto. Zegny marina, avelay izy hanohy ny fagnamboarana marina. Zegny masina, avelay izy hanohy ny fahamasinana."