-x-antambahoaka_rev_text_reg/22/06.txt

1 line
351 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 14:25:09 +00:00
\v 6 Nizaka ny anjely taminaha : "ny raha ny zakaina io de azo atokisana sady marina. Ny Tompo, ny Andriamanitranny fagnahinny mpaminany, de nandefa ny anjeliny mba hagnatoro zegny raha tsy mentsy hitranga tsy ho ela aminny mpanompony." \v 7 Igny a ! Efa akeky ny fieveko ! Sambatra zegny mankato ny zakanny famianiana aminny boky ity."