\v 6 Nizaka ny anjely taminaha : "ny raha ny zakaina io de azo atokisana sady marina. Ny Tompo, ny Andriamanitran’ny fagnahin’ny mpaminany, de nandefa ny anjeliny mba hagnatoro zegny raha tsy mentsy hitranga tsy ho ela amin’ny mpanompony." \v 7 Igny a ! Efa akeky ny fieveko ! Sambatra zegny mankato ny zakan’ny famianiana amin’ny boky ity."