-x-antambahoaka_rev_text_reg/22/01.txt

1 line
468 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 14:25:09 +00:00
\v 1 Natoronny anjely anaha ny tegnaranonny fiaignana, madio karanny kristaly. Izany de migororoka avy aminny seza fiandriananandriamanitra mbanny zanakondry \v 2 mamakivaky antegnategnanny lalagnanny tanana eo. De ny andaniny roy aminny tegnarano de samy misy ny kakazonny fiaignana, mamoa karazana hisiny roy ambinny folo, say izany de mamoa ny hisiny isam-bolana. Ny ravinny kakazo izany de natao hagnafahana ny firenena maro.