\v 1 Natoron’ny anjely anaha ny tegnaranon’ny fiaignana, madio karan’ny kristaly. Izany de migororoka avy amin’ny seza fiandrianan’andriamanitra mban’ny zanak’ondry \v 2 mamakivaky antegnategnan’ny lalagnan’ny tanana eo. De ny andaniny roy amin’ny tegnarano de samy misy ny kakazon’ny fiaignana, mamoa karazana hisiny roy ambin’ny folo, say izany de mamoa ny hisiny isam-bolana. Ny ravin’ny kakazo izany de natao hagnafahana ny firenena maro.